-
Galatianina 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa hitako anefa hoe tsy nanao zavatra mifanaraka amin’ny fahamarinan’ny vaovao tsara izy ireo,+ dia hoy aho tamin’i Kefasy* teo anatrehan’ny rehetra: “Raha ianao izay Jiosy aza manao hoatran’ny hafa firenena, fa tsy hoatran’ny Jiosy, dia maninona no terenao hanaraka ny fanaon’ny Jiosy ny hafa firenena?”+
-