-
Galatianina 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Izao no lazaiko: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy misy maha samy hafa azy amin’ny mpanompo, na dia izy aza no tompon’ny zava-drehetra.
-