Galatianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na dia fitsapana ho anareo aza ilay tsy fahasalamako, dia tsy nataonareo tsinontsinona aho na naharikoriko anareo.* Noraisinareo hoatran’ny anjelin’Andriamanitra sy hoatran’i Kristy Jesosy kosa aho.
14 Na dia fitsapana ho anareo aza ilay tsy fahasalamako, dia tsy nataonareo tsinontsinona aho na naharikoriko anareo.* Noraisinareo hoatran’ny anjelin’Andriamanitra sy hoatran’i Kristy Jesosy kosa aho.