Galatianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia aiza anefa izao izany fifalianareo izany? Fa mijoro ho vavolombelona aho fa raha azonareo natao, na ny masonareo aza ho nesorinareo dia ho nomenareo ahy.+
15 Dia aiza anefa izao izany fifalianareo izany? Fa mijoro ho vavolombelona aho fa raha azonareo natao, na ny masonareo aza ho nesorinareo dia ho nomenareo ahy.+