-
Galatianina 4:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tiako raha mba miaraka aminareo aho izao, sady mba malemy fanahy kokoa rehefa miresaka aminareo. Manahiran-tsaina ahy ianareo.
-