Galatianina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa nantsoina ho lasa olona afaka ianareo, ry rahalahy. Aza ampiasaina hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo+ anefa izany fahafahana izany, fa aleo ny fitiavana no hahatonga anareo hifanompo.+ Galatianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:13 w10 15/2 11-12; w10 15/5 27; w92 1/5 27 Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2010, p. 2715/2/2010, p. 11-121/5/1992, p. 271/10/1986, p. 8
13 Efa nantsoina ho lasa olona afaka ianareo, ry rahalahy. Aza ampiasaina hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo+ anefa izany fahafahana izany, fa aleo ny fitiavana no hahatonga anareo hifanompo.+