Efesianina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nasandrany izy ka nataony ambony lavitra noho izay fanjakana sy fahefana sy hery sy fitondrana ary anarana rehetra,+ tsy eto amin’izao tontolo izao* ihany, fa any amin’ilay ho avy koa.
21 Nasandrany izy ka nataony ambony lavitra noho izay fanjakana sy fahefana sy hery sy fitondrana ary anarana rehetra,+ tsy eto amin’izao tontolo izao* ihany, fa any amin’ilay ho avy koa.