Efesianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lasa mpanompo miandraikitra an’izany àry aho, noho ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra tamiko, ary fanomezana maimaim-poana izany. Nanehoany an’izany hatsaram-panahy izany aho tamin’izy nampiseho ny heriny tamiko.+ Efesianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:7 w16.07 22; w01 15/12 27 Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:7 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),7/2016, p. 22 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/2001, p. 27
7 Lasa mpanompo miandraikitra an’izany àry aho, noho ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra tamiko, ary fanomezana maimaim-poana izany. Nanehoany an’izany hatsaram-panahy izany aho tamin’izy nampiseho ny heriny tamiko.+