Filipianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 satria nandray anjara tamin’ny fitoriana* ny vaovao tsara ianareo, hatramin’ny andro voalohany ka hatramin’izao. Filipianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:5 Fandalinana, Boky 2,
5 satria nandray anjara tamin’ny fitoriana* ny vaovao tsara ianareo, hatramin’ny andro voalohany ka hatramin’izao.