-
Filipianina 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Lasa feno toky àry ny ankamaroan’ireo rahalahy ao amin’ny Tompo noho izaho voafatotra rojo vy. Vao mainka sahy mitory ny tenin’Andriamanitra koa izy ireo sady tsy matahotahotra mihitsy.
-