Filipianina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Sahiran-tsaina aho amin’ireo safidy roa ireo. Fa tena te ho afaka aho dia hiaraka amin’i Kristy,+ satria izany no mbola tsara lavitra.+ Filipianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:23 w08 15/8 28; bi12 1881-1882; w95 1/3 30-31 Filipianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:23 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2008, p. 281/3/1995, p. 30-31
23 Sahiran-tsaina aho amin’ireo safidy roa ireo. Fa tena te ho afaka aho dia hiaraka amin’i Kristy,+ satria izany no mbola tsara lavitra.+