Filipianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ilay Andriamanitro izay manan-karena voninahitra kosa no hanome anareo an’izay ilainareo,+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
19 Ary ilay Andriamanitro izay manan-karena voninahitra kosa no hanome anareo an’izay ilainareo,+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.