Kolosianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Na inona na inona teneninareo na ataonareo, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo daholo izany, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.+ Kolosianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1988, p. 26-27
17 Na inona na inona teneninareo na ataonareo, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo daholo izany, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.+