Kolosianina 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ity no veloma nosoratan’ny tanako,+ izaho Paoly. Tadidio foana fa mifatotra rojo vy+ aho. Enga anie ianareo hanehoana an’ilay hatsaram-panahy miavaka!
18 Ity no veloma nosoratan’ny tanako,+ izaho Paoly. Tadidio foana fa mifatotra rojo vy+ aho. Enga anie ianareo hanehoana an’ilay hatsaram-panahy miavaka!