1 Tesalonianina 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Avy amin’i Paoly sy Silvano*+ ary Timoty.+ Ho an’ny fiangonana any Tesalonika izay tafaray amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo, Enga anie ianareo hanehoana hatsaram-panahy miavaka* sady homena fiadanana!
1 Avy amin’i Paoly sy Silvano*+ ary Timoty.+ Ho an’ny fiangonana any Tesalonika izay tafaray amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo, Enga anie ianareo hanehoana hatsaram-panahy miavaka* sady homena fiadanana!