1 Tesalonianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola aza izahay satria apostolin’i Kristy.+
6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola aza izahay satria apostolin’i Kristy.+