1 Tesalonianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa efa nanahaka an’ireo fiangonan’Andriamanitra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Jodia ianareo, ry rahalahy. Nijaly noho ny nataon’ny mpiray tanindrazana+ aminareo mantsy ianareo, hoatr’azy ireo koa izay mijaly noho ny ataon’ny Jiosy. 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:14 Fandalinana, Boky 2,
14 Fa efa nanahaka an’ireo fiangonan’Andriamanitra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Jodia ianareo, ry rahalahy. Nijaly noho ny nataon’ny mpiray tanindrazana+ aminareo mantsy ianareo, hoatr’azy ireo koa izay mijaly noho ny ataon’ny Jiosy.