1 Tesalonianina 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao anefa, ry rahalahy, rehefa tafasaraka* vetivety taminareo izahay—ny tenanay, fa tsy ny fonay,—dia niezaka faran’izay mafy mba hifankahita aminareo,* satria tena te hahita anareo.
17 Izao anefa, ry rahalahy, rehefa tafasaraka* vetivety taminareo izahay—ny tenanay, fa tsy ny fonay,—dia niezaka faran’izay mafy mba hifankahita aminareo,* satria tena te hahita anareo.