1 Tesalonianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa inona moa ny fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra ireharehanay eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika, mandritra ny fanatrehany? Tsy ianareo ve?+ 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Fa inona moa ny fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra ireharehanay eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika, mandritra ny fanatrehany? Tsy ianareo ve?+