1 Tesalonianina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tamin’izahay teo aminareo, dia matetika izahay no nilaza mialoha taminareo hoe tsy maintsy miaritra fahoriana isika. Izany tokoa no mitranga, araka ny efa fantatrareo.+ 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Fa tamin’izahay teo aminareo, dia matetika izahay no nilaza mialoha taminareo hoe tsy maintsy miaritra fahoriana isika. Izany tokoa no mitranga, araka ny efa fantatrareo.+