1 Tesalonianina 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary enga anie ny Tompo hampitombo be ny fitiavanareo, ka vao mainka ianareo hifankatia sady ho tia ny olona rehetra,+ hoatran’ny itiavanay anareo ihany!
12 Ary enga anie ny Tompo hampitombo be ny fitiavanareo, ka vao mainka ianareo hifankatia sady ho tia ny olona rehetra,+ hoatran’ny itiavanay anareo ihany!