1 Tesalonianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Amin’izay dia hataony matanjaka sy masina ary tsy misy tsiny eo anatrehan’ilay Andriamanitra+ Raintsika ny fonareo, rehefa manatrika i Jesosy Tompontsika,+ miaraka amin’ny olony masina rehetra. 1 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1987, p. 11
13 Amin’izay dia hataony matanjaka sy masina ary tsy misy tsiny eo anatrehan’ilay Andriamanitra+ Raintsika ny fonareo, rehefa manatrika i Jesosy Tompontsika,+ miaraka amin’ny olony masina rehetra.