2 Tesalonianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy. Mety izany satria mihamatanjaka be ny finoanareo, ary vao mainka mifankatia be daholo ianareo.+ 2 Tesalonianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:3 w05 15/11 32 2 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 32
3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy. Mety izany satria mihamatanjaka be ny finoanareo, ary vao mainka mifankatia be daholo ianareo.+