11 Izany mihitsy no mahatonga anay hivavaka ho anareo foana, mba ho hitan’ilay Andriamanitsika fa mendrika an’ilay fiantsoany+ anareo ianareo. Dia mivavaka koa izahay mba hampiasa ny heriny izy ka hotanterahiny daholo izay tiany, ary hataony mahomby izay ataonareo noho ny finoanareo.