2 Tesalonianina 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Farany, ry rahalahy, mivavaha foana ho anay,+ mba hiely haingana foana ny tenin’i Jehovah*+ ary homem-boninahitra toy izao eo aminareo izao. 2 Tesalonianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:1 jv 108; w91 15/2 24 2 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Mpitory, p. 108 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 24
3 Farany, ry rahalahy, mivavaha foana ho anay,+ mba hiely haingana foana ny tenin’i Jehovah*+ ary homem-boninahitra toy izao eo aminareo izao.