2 Tesalonianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandidy anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika izahay, ry rahalahy, hoe ialao ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mankatò ny fampianarana* noraisinareo* avy taminay.+ 2 Tesalonianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:6 w24.08 7 2 Tesalonianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Mandidy anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika izahay, ry rahalahy, hoe ialao ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mankatò ny fampianarana* noraisinareo* avy taminay.+