-
1 Timoty 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nangataka anao hijanona tany Efesosy aho, taloha kelin’ny hankanesako atỳ Makedonia. Ary mbola mangataka anao hijanona any aho izao, amin’izay ianao afaka mandrara ny sasany tsy hampianatra zavatra hafa,
-