1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:17 cl 12 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:17 Manatòna An’i Jehovah, p. 12
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.