1 Timoty 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandrara ny olona tsy hanambady+ izy ireo, ary mamoaka didy hoe tsy azo hanina ny sakafo sasany.+ Noforonin’Andriamanitra anefa ireny mba hohanina+ ka ho afaka hisaotra Azy amin’izany ny olona mino+ sy mahalala tsara ny fahamarinana. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:3 w96 1/7 6-7; w91 15/3 21 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:3 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1996, p. 6-715/3/1991, p. 21
3 Mandrara ny olona tsy hanambady+ izy ireo, ary mamoaka didy hoe tsy azo hanina ny sakafo sasany.+ Noforonin’Andriamanitra anefa ireny mba hohanina+ ka ho afaka hisaotra Azy amin’izany ny olona mino+ sy mahalala tsara ny fahamarinana.