4 Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, dia ireo aloha no tokony hianatra haneho fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra ka hikarakara ny ankohonany,+ ary hamaly babena an’ireo ray aman-dreniny sy ny dadabe sy bebeny.+ Ankasitrahana eo imason’Andriamanitra mantsy izany.+