1 Timoty 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena, dia izy no hanampy azy ireo mba tsy ho enta-mavesatra ho an’ny fiangonana izy ireo. Amin’izay dia ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena*+ ny fiangonana. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:16 w94 1/8 28 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:16 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1994, p. 28
16 Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena, dia izy no hanampy azy ireo mba tsy ho enta-mavesatra ho an’ny fiangonana izy ireo. Amin’izay dia ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena*+ ny fiangonana.