1 Timoty 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary hiady lava momba ny zavatra tsy misy dikany toy ny ataon’ny olona ratsy saina+ sy niala tamin’ny fahamarinana, izay mieritreritra fa natao hakana tombony+ ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:5 w02 15/7 12 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2002, p. 1215/11/1988, p. 5
5 ary hiady lava momba ny zavatra tsy misy dikany toy ny ataon’ny olona ratsy saina+ sy niala tamin’ny fahamarinana, izay mieritreritra fa natao hakana tombony+ ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.