-
2 Timoty 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Misy amin’izy ireny mampiasa hafetsena mba hidirana any an-tranon’olona, ka alainy ho babo ny vehivavy mora ambakaina, izay vesaran’ny fahotany sy fehezin’ny faniriana maro samihafa.
-