-
Titosy 1:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Avy amin’i Paoly, mpanompon’Andriamanitra sady apostolin’i Jesosy Kristy. Mpanompo sy apostoly manana finoana hoatran’ny finoan’ny olom-boafidin’Andriamanitra aho, sady mahalala tsara ny fahamarinana, izay mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.
-