Titosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny fotoana voatondrony anefa, dia nampahafantariny ny teniny, tamin’ny alalan’ilay fitoriana nasaina nataoko,+ araka ny didy nomen’Andriamanitra Mpamonjy antsika.
3 Tamin’ny fotoana voatondrony anefa, dia nampahafantariny ny teniny, tamin’ny alalan’ilay fitoriana nasaina nataoko,+ araka ny didy nomen’Andriamanitra Mpamonjy antsika.