Hebreo 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia tsy ho voasazy ve isika raha tsy miraharaha an’izao famonjena lehibe izao?+ Ny Tompontsika+ mantsy no voalohany nilaza an’io famonjena io. Ary izay naheno azy io dia nanamafy tamintsika hoe marina izy io. Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:3 w90 1/8 30 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1990, p. 30
3 dia tsy ho voasazy ve isika raha tsy miraharaha an’izao famonjena lehibe izao?+ Ny Tompontsika+ mantsy no voalohany nilaza an’io famonjena io. Ary izay naheno azy io dia nanamafy tamintsika hoe marina izy io.