Hebreo 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany’, hoy i Jehovah:* ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko, sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.+
10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany’, hoy i Jehovah:* ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko, sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.+