Hebreo 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mila miaritra ianareo, fa anisan’ny famaizana* anareo izany. Mitondra anareo hoatran’ny zanaka+ mantsy Andriamanitra. Fa iza moa no zanaka tsy faizin-drainy?+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:7 w24.09 12
7 Mila miaritra ianareo, fa anisan’ny famaizana* anareo izany. Mitondra anareo hoatran’ny zanaka+ mantsy Andriamanitra. Fa iza moa no zanaka tsy faizin-drainy?+