Hebreo 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:9 w19.09 14-15 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:9 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2019, p. 14-15 Fandalinana, Boky 1,
9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+