Hebreo 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mitandrema ianareo sao tsy mety mihaino* an’ilay miteny. Izay tsy nety nihaino an’ilay nilaza ny fampitandreman’Andriamanitra teto an-tany aza tsy afaka nandositra, koa mainka fa isika raha tsy mankatò an’ilay miteny avy any an-danitra isika!+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:25 w10 15/4 25-26 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:25 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2010, p. 25-26
25 Mitandrema ianareo sao tsy mety mihaino* an’ilay miteny. Izay tsy nety nihaino an’ilay nilaza ny fampitandreman’Andriamanitra teto an-tany aza tsy afaka nandositra, koa mainka fa isika raha tsy mankatò an’ilay miteny avy any an-danitra isika!+