-
Hebreo 12:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ilay teny hoe “indray” dia midika fa hesorina izay zavatra hozongozonina, izany hoe ny zavatra natao, amin’izay mba ho eo foana ny zavatra tsy hozongozonina.
-