Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+ Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:4 w97 15/11 22 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1997, p. 22
4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+