Jakoba 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo. Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:10 w06 1/2 19-20; w94 15/9 15-20 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:10 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2006, p. 19-2015/9/1994, p. 15-20
10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo.