Jakoba 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ambonin’ny zava-drehetra, ry rahalahiko, dia aza mianiana intsony, na amin’ny lanitra izany, na amin’ny tany, na amin’ny zavatra hafa. Fa rehefa “Eny” ny teninareo dia eny, rehefa “Tsia” dia tsia,+ sao ianareo homelohina. Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:12 w97 15/11 22 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:12 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1997, p. 22
12 Ambonin’ny zava-drehetra, ry rahalahiko, dia aza mianiana intsony, na amin’ny lanitra izany, na amin’ny tany, na amin’ny zavatra hafa. Fa rehefa “Eny” ny teninareo dia eny, rehefa “Tsia” dia tsia,+ sao ianareo homelohina.