1 Petera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy mantsy ny Soratra Masina: “Mametraka vato voafidy ao Ziona aho, dia vato fehizoro sady vato fototra sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana* mihitsy izay rehetra maneho finoana azy io.”+ 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:6 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
6 Hoy mantsy ny Soratra Masina: “Mametraka vato voafidy ao Ziona aho, dia vato fehizoro sady vato fototra sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana* mihitsy izay rehetra maneho finoana azy io.”+