1 Petera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nijaly tao amin’ny nofo i Kristy,+ ka ataovy koa izay hanananareo toe-tsaina toy ny azy.* Efa tsy manao fahotana+ intsony mantsy ny olona nijaly tao amin’ny nofo, 1 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 w25.03 8-9 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1987, p. 17-181/10/1986, p. 19, 20-21
4 Nijaly tao amin’ny nofo i Kristy,+ ka ataovy koa izay hanananareo toe-tsaina toy ny azy.* Efa tsy manao fahotana+ intsony mantsy ny olona nijaly tao amin’ny nofo,