2 Petera 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoatran’ny biby tsy misaina izay baikoin’ny faniriany sy nateraka hosamborina sy hovonoina kosa ireny olona ireny, ka manazimbazimba an’izay zavatra tsy fantany akory.+ Ho ringana izy ireny noho ny zava-dratsy ataony,
12 Hoatran’ny biby tsy misaina izay baikoin’ny faniriany sy nateraka hosamborina sy hovonoina kosa ireny olona ireny, ka manazimbazimba an’izay zavatra tsy fantany akory.+ Ho ringana izy ireny noho ny zava-dratsy ataony,