1 Jaona 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay mankatò ny teniny kosa, dia tena natao lavorary ao am-pony ny fitiavany an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+ 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 12
5 Fa izay mankatò ny teniny kosa, dia tena natao lavorary ao am-pony ny fitiavany an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+