1 Jaona 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manoratra aminareo ray aho, satria ianareo efa mahalala azy, dia ilay efa nisy hatrany am-piandohana. Manoratra aminareo tanora aho, satria efa naharesy an’ilay ratsy ianareo.+ Manoratra aminareo ankizy aho, satria efa mahalala ny Ray ianareo.+ 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 12-13
13 Manoratra aminareo ray aho, satria ianareo efa mahalala azy, dia ilay efa nisy hatrany am-piandohana. Manoratra aminareo tanora aho, satria efa naharesy an’ilay ratsy ianareo.+ Manoratra aminareo ankizy aho, satria efa mahalala ny Ray ianareo.+