1 Jaona 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao àry no izy, ry zanako malalako: Miezaha ho tafaray aminy foana. Amin’izay rehefa aseho izy, dia ho sahy hiteny+ isika ary tsy hiala aminy ka tsy ho afa-baraka mandritra ny fanatrehany. 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:28 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 14-15
28 Izao àry no izy, ry zanako malalako: Miezaha ho tafaray aminy foana. Amin’izay rehefa aseho izy, dia ho sahy hiteny+ isika ary tsy hiala aminy ka tsy ho afa-baraka mandritra ny fanatrehany.